|
|
|
|

Teny iditra1  mitsakoaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tsakoaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mijanona iharam-pahavoazana: Nitsakoaka teo ny anao lahy

Fivaditsoratra  8  mikatsaoka, mitsakoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29