Teny iditra mitsakotsako (tsakotsako (tsako))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vanin-taolana izay toa torovandrovana sady manaintaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Gruger: Mitsakotsako siramamy (Gruger du sucre) [1.4]
Ohatra Naka toerana tery ambody rindrina alokalofan-javamaniry izy miara-mitsakotsako mangahazo masaka nentin-dRavokatra. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsakotsako
Ny lasa : nitsakotsako
Ny hoavy : hitsakotsako
Tovy hevitra manakotsako ~ mikepoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20