Teny iditra (1/2) | 1 mitsambikina |
Fototeny | 2 tsambikina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miezaka mandingana mafy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to jump, to leap |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] sautiller, bondir |
Ohatra |
7 nitsambikina avy eo izahay mianadahy, lasa nandositra tany an-tsaha ary niafina tany anaty alan' akondro mandra-pahamaizin' ny andro. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mitsambikìna |
Fototeny | 14 tsambikina |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsambikina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 itsambikinam, mitsambikìna, mitsambikina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |