Teny iditra mitsanga-mitoetra (tsangana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy olona miandry zavatra mafy ka tsy mahapetraka fa mbetika mitsangana, mbetika mitoetra [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/11/07