Teny iditra | 1 mitsanga-mitoetra |
Singan-teny | 2 mitsangana, mitoetra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] olona miandry zavatra mafy ka tsy mahapetraka fa mbetika mitsangana, mbetika mitoetra |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny mitsanga-mitoetra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |