Teny iditra mitsantsana (tsantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maneno mikarantsana: Mitsantsana aoha izany erỳ ity lakolosy ity
¶ Mahay vava no manam-peo mikarantsana: Mitsantsana erỳ io vehivavy io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsantsana
nitsantsana
hitsantsana

2010/05/14