Teny iditra | 1 mitsaoka |
Fototeny | 2 tsaoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mitsaoka io |
Fivaditsoratra | 10 atakosim, atsaikom, itsakoam, kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |