Teny iditra | mitsara (tsara) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To judge [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Juger [1.3, 1.8] | ||||||||
Corriger [1.8] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||
Teny iditra | mitsarà (tsara) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsara | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Teny iditra | mitsara | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] miteny [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra | maratsy, misatra, mitsara, samatry |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |