|
|
|
|

Teny iditra1  mitsarapaka (tsarapaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro [1.1]
4  Miantoraka mamely ny fahavalo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05