|
|
|
|

Teny iditra1  mitsatoka
Fototeny  2  tsatoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milentika, miraikitra tsy ho afa-mihetsika: Mitsatoka tsara ve io andry io
Mijoro tsy mihetsika na mijaridina: Nitsatoka teo anoloako Rakoto ka taitra aho
Mijanona ela, miandry: Efa adiny iray aho izao no nitsatoka foana teto niandry azy
Mijanona ela tsy mitera-boka-tsoa: Nitsatoka tamin' ny soavaly, hono, ny volan-dry Dadabe taloha
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  mitsatoka, mitsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20