Teny iditra mitsatsàka (tsatsàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamarana ny fitotoam-bary efa madiva ho fotsy; mamotsy ny vary
¶ Enti-milaza hanina tsakoina ka toa heno tapaka miaraka amin' izay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsatsàka
nitsatsàka
hitsatsàka
mitsatsaha
Teny mitovy hevitra manatsatsàka

2012/05/06