|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mitsena
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandeha mba hihaona amin' olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka falifaly erỳ
Fototeny  4  tsena
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)11  mitsena
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taisaka] mivarotra any an-tsena

Teny iditra (3/3)14  mitsenà
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]
Fototeny  18  tsena

Fivaditsoratra  19  itsenam, maintse, mañitse, mitsenà, mitsena, nametsy, samenty, tsenaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/08