Teny iditra mitsidika ny andro (tsidika, andro)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manahananyandro ~ mivavaahananyandro
Ohatra Mitsidika ny andro fitsidihana
mba haka vady anao aho Ramatoa
ka inona ny hevitrao?
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31