Teny iditra mitsidradra (tsidradra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miainga ho avo, mitsangana, misandrahaka: Mitsidradra ohatra ny inona ny volon' ny tovolahy ankehitriny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsidradra
nitsidradra
hitsidradra
Teny mitovy hevitra mitsidradraka

2010/05/06