|
|
|
|

Teny iditra1  mitsiky
Fototeny  2  tsiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to smile
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] sourire
Ohatra  7  Toy ny zazakely azon'ny tori-maso mafy izy, ka indraindray toa mitsiky kely, indraindray toa mihetsiketsika ny molony. [2.324]
8  Nipitrapitra nibanjina azy kosa ilaikely, tsy nitokelaky ny hehy na nitsiky kely akory toy ny fanaony. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mitsiky io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11