Teny iditra mitsilamodamoka (tsilamodamoka (lamoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: hamoka
Ohatra Ho voaozona anie izay mitsilamodamoka amin'ny asan'ny Tompo! [Baiboly: 30:048:010/Jeremia 48:10..]

2013/11/07