Teny iditra |
mitsimpona
(tsimpona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala ¶ Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
|
Endriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
mitsimpòna
(tsimpona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimpona
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Famaritana frantsay | [Abinal 1888]
|
|