Teny iditra (1/2) | 1 mitsimpona |
Fototeny | 2 tsimpona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitsimpòna |
Fototeny | 11 tsimpona |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimpona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 mitsimpona, mitsimpòna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |