Teny iditra | 1 mitsindroka |
Fototeny | 2 tsindroka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitsaingoka voan-javatra eny amin' ny tany amin' ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo Mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny voankazo latsaka ianareo Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] picorer |
Ohatra |
6 Akoho mitsindroka amin' ny arabe, andian-kanakana na gisa mody avy any an-tsaha, tsy mampiahotra na mampivily azy izany. [2.472] 7 Ny lehibe mihinana ny kely, ny matanjaka mitsindroka ny osa. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitsindroka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |