Teny iditra | mitsingatotra (tsingatotra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; lavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Natosiky ny namany Ibalita ka nitsingatotra [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |