Teny iditra mitsingedana (tsingedana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana eo ambony ahitra ny ankizy sasany rehefa avy milalao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsingedana
nitsingedana
hitsingedana
mitsingedàna

Teny iditra mitsingedàna (tsingedana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingedana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/29