Teny iditra |
mitsingedana
(tsingedana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana eo ambony ahitra ny ankizy sasany rehefa avy milalao [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitsingedana |
Ny lasa : |
nitsingedana |
Ny hoavy : |
hitsingedana |
Filaza mandidy : |
mitsingedàna |
|
|
Teny iditra |
mitsingedàna
(tsingedana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingedana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|