Teny iditra | mitsingoloka (tsingoloka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [1.1] | ||||||||
Mivadika ka ny loha no ambany Mila vaniny [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Culbuter, inverser Pinailler [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsingoloka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |