Teny iditra mitsinjara (tsinjara (zara))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizarazara ho tokony maromaro: Mitsinjara folo ity lahatsoratra ity [Rajemisa 1985]
 manasaratsaraka [SLP 1986]
Famaritana frantsay décomposer [SLP 1986]
Endriteny 
mitsinjara
nitsinjara
hitsinjara
mitsinjarà

Teny iditra mitsinjarà (tsinjara (zara))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsinjara [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/25