|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsinjara
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tsinjara
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mizarazara ho tokony maromaro: Mitsinjara folo ity lahatsoratra ity
9  [1.13] manasaratsaraka
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.13] décomposer

Teny iditra (2/2)11  mitsinjarà
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsinjara [Fitanisana]
Fototeny  13  tsinjara
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  itsinjaram, mitsinjarà, mitsinjara, tsimiranja, tsinjaraim, tsy manjary

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10