Teny iditra mitsipalotra (tsipalotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny maso nahajery vetivety na niserana fotsiny; mandalo vetivety: Nitsipalotra tany aminy ny masoko tao am-piangonana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay regarder rapidement, se dit des yeux; passer rapidement, comme une lumière [Abinal 1888]
Haiendriteny 
mitsipalotra
nitsipalotra
hitsipalotra
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31