Teny iditra tsipalotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipalotro teny an-tsena i Dadanao aninaraina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay vu rapidement, entrevu [Abinal 1888]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra tsipaloka
Ohatra Tsipalotro teo am-povoan’ ny vahoaka izy (Je l’ai entrevu au milieu de la foule) [Abinal 1888, takila 782]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31