Teny iditra mitsirakaraka (tsirakaraka (rakaraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakaraka ny volon' ny vehivavy taloha rehefa nisaona ny Mpanjaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsirakaraka
nitsirakaraka
hitsirakaraka
Tsipelina hafa 

2013/05/30