Teny iditra mitsirakorako (tsirakorako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakorako ny volon' ny vehivavy taloha rehefa nisaona ny Mpanjaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsirakorako
Ny lasa : nitsirakorako
Ny hoavy : hitsirakorako
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31