Teny iditra | mitsirakorako (tsirakorako) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakorako ny volon' ny vehivavy taloha rehefa nisaona ny Mpanjaka [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | mitsirakaraka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |