Teny iditra (1/2) | 1 mitsitsy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy |
Ohatra |
4 [2.424#] Matetika dia mitsitsy vola kokoa ianao amin'ny fividianana maro. 5 [2.445#] Ny tany mahantra rano kosa dia mitsitsy fatratra ny rano kely ananany. |
Fototeny | 6 tsitsy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 mitsitsy |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
mivimbina |
Fivaditsoratra | 17 mitsitsy, tsimitsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |