Teny iditra tsivalana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivalan-kazo ny varavarana mba ho mafy tsara ny hidiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Traverse [1.13]
Sampanteny 

Teny iditra tsivalana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka, Tanosy] Manenetinkena [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31