Teny iditra | 1 mitsoboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho |
Ohatra |
4 [2.357#] nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita |
Fototeny | 5 tsoboka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mitsoboka io |
Fivaditsoratra | 12 mitsaboko, mitsoboka, tsokaomby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |