Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mitsoboka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Matimatim-pitia toa lalitra ka mitsobaka alohan' ny sotro. [2.558]
Matim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro. [2.165 #1710, 2.974 #448, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza izay maimay hanao zavatra ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1]
Enti-milaza ny fahavoazana ateraky ny saina tsy ampy ka maimay mitsoboka atsy sy ary. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveuglé par l’amour, comme la mouche qui plonge avant la cuiller. [2.974 #448]
Mourir par excès d' affection comme la mouche qui se jette dans un liquide avant que la cuillère y pénètre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il s' agit d' un liquide brûlant, du lait ou de la sauce, par ex., dans lequel la mouche se jette et périt. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||