Teny iditra | 1 mitsoboka |
Fototeny | 2 tsoboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho |
Ohatra |
5 nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita [2.357#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mitsoboka io |
Fivaditsoratra | 12 mitsaboko, mitsoboka, tsokaomby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |