Teny iditra mitsoka (tsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamono: Mitsoka ny jiro
¶ Mamelona: Mitsoka afo
¶ Mampangatsiatsiaka: Mitsoka ovy
¶ Mampaneno: Mitsoka sodina
¶ Mifofofofo: Nitsoka maraina ny rivotra androany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsoka
nitsoka
hitsoka
mitsofa
Teny nalaina 

2010/05/14