Teny iditra (1/3) | 1 mitsofa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsofaina, voatsofa: Hazo efa nitsofa ity ka tsy tapahina intsony. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#790] être scié, limé, râpé, manger, comme une scie, comme la lime |
Fototeny | 5 tsofa |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mitsofa io |
Teny iditra (2/3) | 11 mitsofà |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsofa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#790] |
Fototeny | 15 tsofa |
Teny iditra (3/3) | 16 mitsofa |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsoka [Fitanisana] |
Ohatra |
18 [2.996#30.51.27] mitsofa anjomara any amin' ny firenena (Blow the trumpet among the nations / Sonnez du cor parmi les nations) 19 [2.996#7.7.18] Rahefa mitsoka trompetra aho sy ireo miaraka amiko, dia mitsofa trompetra manodidina ny toby koa hianareo, ka milazà hoe: Ho an' ny Tompo sy ho an' i Jedeona (When I blow with a trumpet, I and all that are with me, then blow ye the trumpets also on every side of all the camp, and say, The sword of the Lord, and of Gideon / Je sonnerai du cor, moi et tous ceux qui sont avec moi; alors, vous aussi, vous sonnerez du cor tout autour du camp et vous crierez : Pour Yahvé et pour Gédéon) |
Fototeny |
20 blow! |
Fivaditsoratra | 21 afotsim, famotsy, fotsiam, itsofam, mitsofa, mitsofà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06 |
![]() |