Teny iditra mitsongo dia (tsongo, dia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31