Teny iditra mitsongo (tsongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mioty [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] manongo [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mioty, manongo [Rakotosaona 1972]
 Maka anana ka ny hohon-tanana no anapahana azy: Lasa nitsongo anana i Fara. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pick by pinching off; to pinch, to feel by pinching words casually spoken [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cueillir en pinçant, palper en pinçant [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitsongo
nitsongo
hitsongo
mitsongoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/25