|
|
|
|

Teny iditra1  mitsongo dia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io
Singan-teny  4  mitsongo, dia

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07