Teny iditra mitsontsona (tsontsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misafosafo (biby) mba tsy hitroarany; manambitamby; mihaotraotra solon' ny safosafo, fanao amin' ny biby [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsontsona
nitsontsona
hitsontsona
mitsontsòna

Teny iditra mitsontsòna (tsontsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsontsona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/29