Teny iditra mitsorika (tsorika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy ( manorika no fampiasa indrindra) Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nitsorika amin' ny vatolampy ny rano
¶ Mitsotsoroka: Mitsorika ny labozia [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsorika
nitsorika
hitsorika
Teny mitovy hevitra manorika

2010/05/14