Teny iditra mitsororòka (tsororòka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miraraka avy any ambony ka midina mahitsy ambany (toy ny ranonorana, ranomaso): Mitsororòka ny ranonorana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsororoka
nitsororoka
hitsororoka
Teny nalaina 

2010/05/14