|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mitsororoka

Ohabolana 1Aza tsy mamela mitsotra, rehefa midaboka ohatra ny amalo-maty. [2.558 #822]
Aza tsy mamela mitsotra, rehefa midaboka ohatra ny amalo-maty sy mitsororoka ohatra ny menaka ny olona. [2.653]

Ohabolana 2Mitsororoka, toa voahangy ; fa raha raisina, toa tainkintana. [2.415 #5919, 2.558 #2508, 2.653 #1909]
Dikanteny frantsayCela pendille en chapelet comme des perles, mais quand on y touche, on dirait l' insecte appelé tain-kintana. [2.415 #5919]
Fanazavana frantsaySe disait des illusions, des apparences, des biens trompeurs. L'insecte tain-kintana se replie en boule quand on le touche ou quand il craint quelque chose. [2.415 #5919]

Fizahan-teny