Teny iditra mitsotaka (tsotaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr' izy ireo nitsotaka tao anaty fotaka mandrevo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsotaka
nitsotaka
hitsotaka

2010/05/14