Teny iditra | mitsotaka (tsotaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr' izy ireo nitsotaka tao anaty fotaka mandrevo [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mitsatoka, mitsotaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |