Teny iditra | 1 mitsotsotsotso |
Fototeny | 2 tsotsotsotso |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamoaka feo toy ny zavatra dorana ka le-mana tampoka: Mitsotsotsotso ny menaka ao anaty lapoaly |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |