|
|
|
|

Teny iditra1  mivadika atidoha
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  mivadika, atidoha
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lasa adala
Ohatra  5  [2.4] Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto!
6  [1.369] Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao;

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07