|
|
|
|

Teny iditra1  mivadika ny trozona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny fitenin' ny olona rehefa misy horohoron-tany
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415#295] La baleine se remue. On se servait de cette expression pour dire que la terre tremble.
Singan-teny  5  mivadika, trozona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07