Teny iditra | 1 mivahiny |
Fototeny | 2 vahiny |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to sojourn as a visitor or a stranger |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] séjourner comme visiteur, étranger |
Ohatra |
7 Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [2.471] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mivahiny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |